Ny fanontaniana amin'ny fitsapakevi-bahoaka aty Scotland (Ecosses) amin'ny 18 Sept dia hoe: tokony ho firenena mahaleotena ve Scotland? (ENY sa TSIA).
"Should Scotland be an independent country?" Yes/No
Raha lany ny ENY dia hisitaka tsy ho ao anaty fanjakana mitambatra misy ny nosy Great Britain sy Ireland Avaratra intsony i Scotland. Ity misy fanazavana mikasika ny ny firenena rehetra ao anaty fanjakana mitambatra izany.
Hatreto aloha dia ny mpifidy ny tsia no betsaka raha ny fanadihadiana sy tombana rehetra amin'ny fifidianana no jerena. Niova nefa ny tarehimarika tato ho ato. Betsaka ny zavatra mbola tsy voalamina raha lasa mahaleotena i Scotland, isan'izany ny sandam-bola sy ny mari-bola - inona no mari-bola hampiasaina hijanona Sterling Pound sa hiova hafa? Ny ara-miaramila: ahoana ny fizaraha ireo miaramila? Ny Trosan'ny ferenena izay itambarana amin'i Great Britain, sy ny sisa...
Afaka 9 andro ny fifidianana ary betsaka ny zavatra mbola hiova.
Teboka.

Slots, Live Casino, Slots, Table Games Near Me - Mapyro
ReplyDeleteFind hotels, motels, and other 구미 출장샵 lodging near 서귀포 출장샵 me 광양 출장샵 in Washington, 충주 출장마사지 D.C. 경상북도 출장마사지 area.